1 line
299 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-03-25 07:43:38 +01:00
\v 22Fa nohonigny agnarany lahibe, dra sy handa gny olony i yaveh, akory mahafaly an'i Yaveh gny hanao andrareo ho vahoaky. \v 23Raha gny aminahy, dra sagnatriaviko gny hanota amin'i Yaveh amin'i Yaveh amigny fisahara gny hivavaky ho andrareo. Fa koa hapianasy andrareo gny lala ze sao vo mary zaho.