\v 1 Dra gny fiaran'i Yaveh dra tao aminigny tananireo Filistina nandrisy gny fito vola. \v 2 Boak'eo gny vahoaky Filistina niaso an'ireo pisoro vo reo pimasy; hoy izy tamin'ereo ho: "Ino gny tokony hataonay