auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2022-01-08 17:50:41 +01:00 committed by root
parent 55506ae95d
commit f5a5d4c5a2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Magnanasy reo loholo amindrareo zaho, izaho, izay loholo namana. Izaho avo koa dra vavolombelon'ireo fizalian'i Kristy, dra izay koa pikamba ao amigny voninahisy izay fa haseho. \v 2Noho izay, magnanasy andrareo zaho, dra loholo, ligniso gny agnondrin'i Zagnahary izay eo amindrareo. Oriho maso izy reo, sy amigny vola maloto, fa asitrapo. \v 3 Aza mazakazaka amigny olo izay tandr
\v 1Magnanasy reo loholo amindrareo zaho, izaho, izay loholo namana. Izaho avo koa dra vavolombelon'ireo fizalian'i Kristy, dra izay koa pikamba ao amigny voninahisy izay fa haseho. \v 2Noho izay, magnanasy andrareo zaho, dra loholo, ligniso gny agnondrin'i Zagnahary izay eo amindrareo. Oriho maso izy reo, sy amigny vola maloto, fa asitrapo. \v 3 Aza mazakazaka amigny olo izay tandremandrareo. Fa koa, aoka ho fitarasy ho an'ny agnondry. \v 4Dra gny miseho gny lohan'ny piambin'agnondry, dra hahazo satro-b