skg-x-vezo_gen_text_udb/25/01.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 1 Nangalaky valy hafa I Abrahama; Korota ty anarany. \v 2 Niteraky an'i Zamrana, Joksana,Medana,Midiana, \v 3 Jisbaka sady Soaha ie. Joksana niteraky an'i Sheba noho i Dedana. Tariha i Dedana rey le olo Asorima, olo Letosima, sady Leomima. \v 4 Efaha ro anakilah'i midiana,Efera,Hanoka,Abida,sady i Eldaha. Azy iaby rey ro tariha i Kerota.