\v 1 Sady tamy ty fotoa i Amrefela, mpanjaka i Sinara, noho Arioka, mpanjakan'i Elasara, noho Kedorlaomera mpanjakan'i Elama sady Tidala mpanjakan'i Goima, \v 2 le nanao aly ndrozy. Nanohera an'i Bera, mpanjakan'i Sodoma noho Birsa mpanjakan'i Gomora noho Sinaba mpanjakan'i Adma, noho Semebara, mpanjakan'i Zeboima, sadty ty mpanjakan' i Bela ( nikaiha hozao avao koa: Zoara).