\v 15 Niteraky ty anakilahy i Abrama i Hagara, sady namea i Abrama anara hozao Ismaela ty anany, ze naterakiny, ze nateraky i Hagara. \v 16 Valopolo enin'amby tao i Abrama tamy ty niterahany i Hagara an'i Isamaela ho anany.