plt-x-tanala_heb_text_reg/11/13.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 13 Tao amin'ny finôna ireny rehetra ireny no maty tsy nandray ireo fampagnantenana. Fa koja, tafaran'ny nahitana sy niarahabana an-dreo avy egny alavitra, die nagneky areo fa vahiny sy sesi-tany ety an-tany. \v 14 Ho an'ireo ijay mijaka hôtran'ijany javatra ijany die magnajava fa mitady tanindrajagna areo.