1 line
370 B
Plaintext
1 line
370 B
Plaintext
\v 9 Tamin'ireo andro niavian'i Jesosy bakagny nazareta tao Galilia ro nitranga io, sady nataon'i Jaona batisa tao amin'ny onin'i Jordana Ie. \v 10 Laha vao niboaky gny rano Jesosy , la hitany nisokatsy gny lagnitsy sady nizotso teo aminy manahaky gny voromahilala gny Fagnahy. \v 11 Sady nisy feo bakagny an-dagnitsy nanao hoe:" Iha ro Anako malalako . Iha ro sitrako." |