1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 41 Nirambesisny gny tagnan'ilay zaza ka niresaky taminy hoe:' Talita, Komy!" zay adika hoe:' razazavavy, miresaky aminao Aho, mitsangana." \v 42 Avy hatragny la nitsanga razazavavy ka nandeha ( fotony folo roamby tao ie) . Tandregna avy hatrany rozy. \v 43 Nirarany mare rozy mba tsy hisy na ia ia hahay gny momba gnan'izao. Bakeo la nasainy namea hany razazavavy. |