\v 49 Nijano Jesosy sady nampikaiky gnazy. Nikaihin-drozy lay jiky, sady niresahany hoe:" mahereza! Mitsangana! Mikaiky gnanao Ie." \v 50 Nariany gny sikiny, sady nitsanga , ka nandeha amin'i Jesosy ie.