msh_mrk_text_reg/14/22.txt

1 line
540 B
Plaintext

\v 22 Laha mbo teo am-pihinana rozy, la nandramby mofo Jesosy, nisaotsa , voho nizara gnan'io. Natolony gnan-drozy io sady nanao hoe:" Raiso , toy ro vatako." \v 23 La nandramby gny kapoaky Ie, nisaotsa, voho nanolotsy gnan'io gnan-drozy, la nisotso tamin'io rozy iaby. \v 24 la hoy Ie tamin-drozy hoe:" Toy gny lion'ny fanekem-pilonga, lio zay alatsaky ho gnan'ny maro. \v 25 Resahiko marina aminareo, tsy hino toy vokatsy gny voaloboky sasy Aho mandra-pahatongan'ny andro zay hinomako gnan'io ndraiky agny amin'ny Fanjakan-Dranagnahary."