msh_mrk_text_reg/05/16.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 16 Reo zay nahita gny raha niseho tamin'ilay johary nipetrahan'ny demonia la nitantara tamin-drozy gny momba gnan'io tamin'ny antsipiriany, sady koa nitantara momba reo koso tamin-drozy. \v 17 la nanomboky niangavy Gnazy rozy mba hialany eo amin'ny faritsin-drozy.