1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 8 Fa Jesosy nahay avy hatragny tao amin'ny fagnahiny gny raha nieretseretin-drozy. sady hoy Ie tamin-drozy hoe:" Nagnino nareo ro mieritseritsy gnan'io raha io ao am-ponareo? \v 9 Ino ro moramora kokoa gny mivola amin'ilay johary malemy hoe:" voavela gny helokao sa gny hoe:" Mitsangana, batao gny fandrianao la mandehana?" |