1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
\v 9 Mitandrema nareo . Hatolon-drozy amin'ny Synedriona nareo, ka hovangoa ao amin'ny Synagoga. Hitsanga magnatriky re mpanapaky voho reo mpanjaka noho gny Amiko nareo, ho vavolombelo amin-drozy. \v 10 Fa gny Fialazantsara la tsy maintsy hotory agny amin'ny firenena iaby aloha. |