msh_mrk_text_reg/03/28.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 28 Resahako marina aminareo, ho voavela iaby gny heloky gny anak'olombelo , ndra la reo safa raty iaby zay aboakin'ny vavany aza, \v 29 fa zay mivola raty gny Fagnahy Masina koa la tsy ho voavela heloky mandrakizay, fa meloky nohon'ny ota mandrakizay." \v 30 Nagnambaran'io Jesosy noho gny firesahan-drozy hoe:" Mana fagnahy maloto Ie."