msh_mrk_text_reg/14/53.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 53 Nandesin-drozy tagny amin'ny mpisoronabe Jesosy. Niara-nivory taminy teo iaby gny mpisoro manontolo, voho gny loholona, voho reo mpanora-dalagna. \v 54 Sady Petera nagnaraky Gnazy bakegny lavidavitsy egny, hatragny amin'ny tokontanin'ny mpisoronabe. Nipetraky teo amin'ireo mpiamby ie, zay namindro teo agnilan'ny bolo.