1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 27 La niakatsy ho agny Jerosalema ndraiky rozy. Sady nandehandeha tao an-kianjan'ny tempoly Jesosy, la avy namonjy Gnazy gny lohandohan'ny mpisoro, gny mpanoradalagna, voho reo lohona. \v 28 Hoy rozy taminy hoe:" Fahefa bakaia ro hanaovanao gnan'iregny raha regny, voho ia ro nagnome Gnanao fahefa hanao gnan'iregny?" |