1 line
481 B
Plaintext
1 line
481 B
Plaintext
\v 35 Namaly Jesosy , laha nampianatsy tao amin'ny tempoly Ie; la hoy Ie hoe:" Nagnino moa ro ilazan'ny mpanora-dalagna fa Kristy la anak'i Davida? \v 36 Davida vatany, tamin'ny Fagnahy Masina, nanao hoe:' Gny Tompo niresaky tamin'ny Tompoko hoe:" mipetraha eo an-tagna ankavanako, mandram-panaoko gny fahavalonao ho fipetrahatombokao. \v 37 Davida vatany aza nikaiky Gnazy hoe Tompo, ka manao akory ro maha anak'i Davida gnan'i Kristy?" Nijanjy Gnazy tam-pazotoa reo vahoaky lako. |