msh_mrk_text_reg/08/24.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 24 La nitraka ie, ka nanao hoe:" mahita olo manahaky gny hazo mandehandeha aho." \v 25 napetrak'i Jesosy teo amin'ny masony ndraiky gny tagnany, ka nahirats'ilay johary gny masony, la nimpoly tamin'ny laoniny gny fahitany, sady nahita mazava soa gny raha iaby ie. \ 26 La nalefan'i Jesosy noly ie sady niresahiny hoe:" Ka militsy ao an-tana."