msh_mrk_text_reg/08/38.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 38Ndra ia ia megnatsy Gnahy voho gny safako eto amy toy avorohota mijangajanga voho mpanota toy, la ho megnatsy gnazy avao koa gny Anak'Olo lafa avy ao amin'ny voninahitsy gny Rainy miaraky amin'ireo anjely masina Ie."