msh_mrk_text_reg/06/26.txt

1 line
603 B
Plaintext

\v 26 Ndra la nampalahelo mareo gny mpanjaka aza io, la tsy afaky nanda gny fangatahany ie nohon'ny fianianana nataony voho noho reo vahininy nasaina tamin'ny fisakafoana. \v 27 Nohon'io la nandidy miaramila raiky bakamin'ny mpiamby gny mpanjaka ka nandindidy gnazy handay gny lohan'i Jaona eo aminy. Lasa lay mpiamby sady nanapaky gny lohany tao an-tragnomaizina . \v 28 Nandesiny teo agnabony finga gny lohany ka natolony an-drazazavavy, voho lay zazavavy nanolotsy gnan'io an-dreniny. \v 29 Lafa nahare gnan'io reo mpaminany , la avy rozy sady nangalaky gny nofony ka nametraky gnan'io tao am-pasana.