Masikoro 002 83369cf0df auto save
2022-02-25 16:37:45 +03:00

1 line
449 B
Plaintext

\v 10 Fa mba hahaizanareo fa mana fahefa hamela heloky eto an-tany gny Anak'Olo." Hoy Ie tamin'ilay malemy hoe:" \v 11 Resahako aminao, mitsangana, batao gny fandrianao, la mandehana agny an-tragnonao." \v 12 La nitsanga ie ka nibata gny fandriany avy hatragny, voho niboaky gnan'ilay tragno magnatriky gny iaby, ka la tandregna rzy iaby ka nagnome voninahitsy gnan-Dranagnahary, voho hoy rozy hoe:" Mbo tsy nahita raha manahaky gnan'ny toy rahay."