1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 35 Koa miambena, fotony tsy hainareo hoe mbia ro ho avy gny tompon-tragno; mety ho amin'ny hariva io, na amin'ny sasak'aly, na magneno akoho, na maray. \v 36 Fa laha avy tampoky ie, la ka enga hahita gnanareo miroroie. \v 37 Zay lazaiko aminareo la resahiko amin'ny olo iaby koa: Miambena!" |