msh_mrk_text_reg/15/42.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 42 Ka lafa avy gny hariva, fotony Andro Fiomana , zany hoe, andro mialohan'ny Sabata io, \v 43 la avy teo Josefa bakagny Arimatia. Mpikambana hajaina ao amin'ny Synedriona ie, zay niandry gny fanjakan-Dranagnahary. nanam-pasahia ie nagnagny amin'i Pilato hangataky gny fatin'i Jesosy. \v 44 Tseriky Pilato hoe maty sahady Jesosy; la nikaihiny lay kapiteny voho nagnontany gnazy ie laha maty Jesosy.