msh_mrk_text_reg/14/30.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 30 Hoy Jesosy taminy hoe;" Resahiko marina aminao , fa anio haly , laha mbo tsy magneno in-droe akory gny akoho , la fa handa Gnahy in-telo iha." \v 31 Fa hoy Petera hoe:" Na tsy maintsy hiara-maty aminao aza aho, tsy handa Gnanao." La samby nampanantena manahaky gnan'io iany rozy.