msh_mrk_text_reg/14/01.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 1 Sady roe andro mialohan'ny Paska voho Fankalaza gny fihinana gny Mofo tsy misy Masirasira tamin'io. Nila fomba hanambora gnan'i Jesosy mangingina reo lohan'ny mpisoro voho gny mpanoradalagna ka hamono Gnazy bakeo. \v 2 Fa hoy rozy hoe:" Aleo tsy amin'ny andro fety , mba tsy hampitabataba gny olo."