msh_mrk_text_reg/14/66.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 66 Sady laha teo ambany teo an-kianja Petera, la namonjy gnazy gny raiky tamin'iro mpanompo vavin'ny mpisoronabe. \v 67 Nahita gnan'i Petera nijoro namindro teo amin'ny bolo, la nidinihiny soa. La hoy ie taminy hoe:" Iha koa niaraky tamin'ilay Nazarena, Jesosy." \v 68 Fa ie nanda gnan'io, nanao hoe:" Tsy haiko sady tsy azoko zay volagninao." Bakeo lasa niala gny kianja ie[Fanamarihana: Reo fandika sasany magnampy hoe: La nagneno gny akoho," fa reo fandika taloha soa mare la tsy misy gnan'io safa io.]