msh_mrk_text_reg/14/12.txt

1 line
607 B
Plaintext

\v 12 Tamin'ny andro voalohan'ny fihinana gny mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gny aondrin'ny Paska rozy, la hoy reo mpianany taminy hoe:" aia ro tianao handehananay hikarakara sakafo, mba hinananao gny saafon'ny Paska?" \v 13 La nagniraky roe tamin'ireeo mpianany Ie ka niresaky tamin-drozy hoe:" Mandehana agny an-tana , voho hisy johary manday siny feno rano hokojoky aminareo . Magnaraha Gnazy. \v 14 Zay tragno hilirany, magnaraha gnazy la resaho gny tompon'io tragno io hoe:" Hoy gny Mpampianatsa hoe:" Aia gny efitragno fandraisam-bahiny ahafahako miara-mihina gny Paska amin'ireo mpiantso?"