msh_mrk_text_reg/10/43.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 43 Fa tsy tokony hanahaky gnan'io gny aminareo. fa ndra ia ia magniry ho bevata aminareo la ao ie ho mpanomponareo, \v 44 sady ndra ia ia magniry ho voalohany aminareo la ao ie ro andevonareo iaby. \v 45 Fa gny Anak'Olo tsy avy mba ho tompoa, fa mba hanompo, voho hanolotsy gny ainy ho takalon'aina ho gnan'ny maro."