msh_mrk_text_reg/03/20.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 20 La noly tagny an-tragno Ie, voho niara-avy ndraiky gny vahoaky, hany ka tsy afaky nisakafo akory rozy. \v 21 Lafa nahare gny momba gnan'io gny avorohotany, la niboaky rozy hangalaky Gnazy, fotony niresahan-drozy hoe:" Very saina Ie." \v 22 Vaho reo mpanora-dalagna zay nizotso bakagny Jerosalema la nivola fa :" Ipetrahan'i Belzeboba Ie." Ka "Amin'ny alalan'ny mpanapaky gny demonia ro androahany gny demonia."