msh_mrk_text_reg/16/09.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 9 [ Fanamariha: Gny fandika taloha soa mare la mangalaky gny Marka: 16: 9-20] Vao maray tamin'ny andro voalohan'ny herignandro, tafaran'ny nitsanganany, la niseho tamin'i Maria Magdalena aloha Ie, gny nandroahany demonia fito. \v 10 La lasa Maria ka nilaza gny vaovao tamin'ireo niaraky tamin'i Jesosy, laha mbo nisaona voho nitagny rozy. \v 11 Ren-drozy fa velo Ie sady nahajery Gnazy ie, fa zao tsy nino rozy.