msh_mrk_text_reg/11/17.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 17 La nampianatsy gnan-drozy Ie ka niresaky hoe:" Tsy fa voasoratsy va hoe:" Gny tragnoko la hatao hoe tragno fivavaha ho gnan'ny firenen-drehetsa? Nefa nataonareo ho zohy fieren'ny mpangalatsy." \v 18 Ren'ireo mpanoradalagna zay niresahiny, la nila fomba hamonoa Gnazy rozy. Fa natahotsy Gnazy rozy fotony gny vahoaky la tandregna tamin'ny fampianarany. \v 19 Lafa avy gny hariva la niala gny tana rozy.