\v 16 La nifagnontany tena gny mpianatsy hoe:" Noho tsika tsy mana mofo zay." \v 17 Hain'i Jesosy io, ka hoy Ie tamin-drozy hoe:" Nagnino ro amin'ny tsy fanagna mofo gny fisaignanareo? Mbo tsy azonareo va? Mbo tsy takatsareo va? Nanjary donto va gny fonareo?