\v 18 Lafa hiakatsy tao amin'ny sambokely Ie, la niangavy taminy lay johary nipetrahan'ny demonia mba hiaraky aminy. \v 19 fa zao tsy namela gnazy anefa Jesosy, fa nanao taminy hoe:" Mandehana moly agny amin'ny tragnonao voho gny longonao ka tantarao amin-drozy zay nataon'ny Tompo taminao, voho namindrany fo taminao!" \v 20 la lasa noly ie ka nanomboky nagnambaragny raha bevata zay nataon'i Jesosy taminy tagny Dekapolisy, vka tandregna gn'olo.