\v 20 Ho avy gny andro hangala gny mpampakatsy eo amin-drozy, la amin'izay andro zay , ro hifady hany rozy. \v 21 Tsy misy manampy siky tonta amin'ny lamba vaovao, laha tsy io la hiala aminy lay tapa-tsiky , gny vaovao hiala amin'ny taloha, voho vao mainka ho raty gny fahatatahany.