\v 15 nagnagny Jerosalema rozy, voho nilitsy tao an-kianjan'ny tempoly Ie ka nanomboky nandroaky gny mpamarotsy voho gny mpivily manontolo tao. Natontany gny latabon'ireo mpanakalo drala voho gny sezan'ireo mpamarotsy voromahilala. \v 16 Tsy nagnenga gnan'ia nia handay raha zay azoavily hilitsy gny kianjan'ny tempoly Ie.