\v 24 Kanefa afaran'ny fahorian'ireo andro reo, la hihamahiky gny masoandro, gny vola tsy hagnome gny hazavany, \v 25 reo kintana hiraraky bakegny amin'ny lanitsa voho reo hery zay ao an-dagnitsy ho hozongozonina. \v 26 Ka ho jerin-drozy gny anakOlo bakegny amin'ny rahona amin'ny hery bevata voho voninahitsy. \v 27 Sady hagniraky gny anjeliny Ie ka hamory miaraky reo olom-boafily bakagny amin'ny vazan-tany efatsy, bakagny amin'ny faran'ny tany ka hatragny amin'ny faran'ny lanitsa.