\v 20 Sady laha nandeha rozy gny maray, la nahajery gny hazon'aviavy nalazo hatramin'ny fakany. \v 21 Sady Petera nahatiaro ka niresaky hoe : " Raby o, Jereo! Nalazo gny aviavy nihozogninao."