\v 29 Nagnontany gnan-drozy Ie hoe:" fa nareo koa manao gnahy ho Ia?"La namaly Gnazy Petera hoe:" Ianao ro Kristy ." \v 30 Nampitandry gnan-drozy Jesosy tsy hilaza gny momba Gnazy na amin'ia nia.