\v 14 Sady alignon'ny mpianatsy gny nanday mofo niaraky tamin-drozy. Tsy nana mandilatsy gny raiky rozy tao agnaty Sambo. \v 15 La nampitandry gnan-drozy Ie ka nanao hoe:" Miambena voho mitandrema amin'ny masirasiran'ireo Fariseo voho gny masirasiran'i Heroda."