\v 29 La hoy Ie taminy:" Nohon'io safanao io, afaky mandeha iha. Fa niboaky tamin'ny anakampelanao gny demonia." \v 30 Sady laha nimply tagny an-tragnony ravehivavay la nahita zaza nadry teo agnabon'ny kitrely, sady gny demonia fa niala.