\v 6 Nefa hoy Ie tamin-drozy :" Isaia naminany soa momba gnanareo mpiahatsaravelatsihy. Nosoratany hoe:" Toy vahoaky toy magnaja Gnahy amin'ny molony, fa gny fony koa lavitsy Gnahy. \v 7 Rava gny fivavaha atolon-drozy Gnahy, laha mampianatsy gny fitsipik'olombelo ho fampianaran-drozy."