auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-02 12:56:22 +03:00 committed by root
parent a1266d69e1
commit 90bd492af6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Fa ndra ia ia manafintohina gny raiky amin'ireo kely mino Gnahy reo, la soa ho gnazy gny agnantogna vato bevata fikosoham-bary mifehy eo amin'ny vozony sady ka hazera agny an-dranomasina. \v 43 Laha gny tagnanao ro mahatong
\v 42 Fa ndra ia ia manafintohina gny raiky amin'ireo kely mino Gnahy reo, la soa ho gnazy gny agnantogna vato bevata fikosoham-bary mifehy eo amin'ny vozony sady ka hazera agny an-dranomasina. \v 43 Laha gny tagnanao ro mahatonga gnanao ho tafintohy , tapaho io. Fa soa aminao gny militsy kilemaina agny amin'ny fiaigna toy zay manan-droe ka handeha agny amin'ny helo, agny amin'ny bolo tsy mety vonoa. \v 44 [ Fanamariha: