auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-10 14:21:39 +03:00 committed by root
parent 89e65061d4
commit 7c1b082f05
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 [ Fanamariha: Gny fandika taloha
\v 9 [ Fanamariha: Gny fandika taloha soa mare la mangalaky gny Marka: 16: 9-20] Vao maray tamin'ny andro voalohan'ny herignandro, tafaran'ny nitsanganany, la niseho tamin'i Maria Magdalena aloha Ie, lay nandroahany demonia fito. \v 10 La lasa Maria ka nilaza gny vaovao tamin'ireo niaraky tamin'i Jesosy, laha mbo nisaona voho nitagny rozy. \v 11 Ren-drozy fa velo Ie sady