@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nijery gnan-drozy tamim-pahatezera Jososy , voho nalahelo Ie nohon'ny hamafin'ny fon-drozy, la niresaky tamin'ilay johary Ie hoe:" Ahinjiro gny tagnanao."