auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-10 14:21:39 +03:00 committed by root
parent 000166a089
commit 4ca89d1c1f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Tamin'ny andro voalohan'ny fihinana gny mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gny aondrin'ny Paska rozy, la hoy reo mpianany taminy hoe:" aia ro tianao handehananay hikarakara sakafo,
\v 12 Tamin'ny andro voalohan'ny fihinana gny mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gny aondrin'ny Paska rozy, la hoy reo mpianany taminy hoe:" aia ro tianao handehananay hikarakara sakafo, mba hinananao gny saafon'ny Paska?" \v 13 La nagniraky roe tamin'ireeo mpianany Ie ka niresaky tamin-drozy hoe:" Mandehana agny an-tana , voho hisy johary manday siny feno rano hokojoky aminareo . Magnaraha Gnazy. \v 14 Zay tragno hilirany, magnaraha gnazy la resaho gny tompon'io tragno io hoe:" Hoy gny Mpampianatsa hoe:" A