auto save
This commit is contained in:
parent
b7f34b7014
commit
4a698a7c25
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 Nisy raiky tamin'ireo mpanora-dalagna taminy ary nahare gny resakin-drozy; hitany fa nivalian'i Jesosy soa rozy. Ka nagnontany Gnazy ie hoe:" Ino ro lily bevata mare amin-drozy
|
||||
\v 28 Nisy raiky tamin'ireo mpanora-dalagna taminy ary nahare gny resakin-drozy; hitany fa nivalian'i Jesosy soa rozy. Ka nagnontany Gnazy ie hoe:" Ino ro lily bevata mare amin-drozy iaby?" \v 29 Jesosy namaly hoe:" Gny bevata mare la hoe:" Mijanjigna gny Tompo Ndranagnaharintsika, ry Israely, raiky gny Tompo. \v 30 Tsy maintsy mitia gny Tompo Ndranagnaharinao amin'ny fonao iaby iha, amin'ny fagnahinao iaby, amin'ny sainao iaby, voho amin'ny
|
Loading…
Reference in New Issue