@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa lafa nahare gnan'io Heroda la hoy ie hoe:" Jaona, lay notapahiko loha, ro nitsanga tamin'ny maty." \v 17 Fa Heroda ro nampanambotsy gnan'i Jaona ka nandefa gnazy tagny an-tragnomaizina nohon'ny raha