2022-03-12 03:16:29 +00:00
|
|
|
\v 22 Nandesin'ireo miaramila tagny amin'ny toera atao hoe Gologota Jesosy( Zay midika hoe : Toeran'ny Karandoa") . \v 23 Namean-drozy divay nifangaro miora Ie, fa tsy nino gnan'io Ie. \v 24 La nihombon-drozy Ie sady nifampizaran-drozy tamin'ny alan'ny ankitsapaky gny fisikinany mba hahaiza zay ampahany raisin'ny miaramila kirakiraiky.
|