2022-05-31 11:18:49 +00:00
|
|
|
\v 38 Hoy Jaona Taminy hoe:" Mpampianatsa o, nahajery olo namoaky demonia tamin'ny agnaranao rahay ,sady niraranay ie, fotony tsy magnaraky gnantsika." \v 39 Fa Jesosy nanao hoe:" Ka mandrara gnazy, fa tsy misy olo hanao asa bevata amin'ny agnarako nefa tsy trelatrela tafaran'io la hiresaky raha raty mikasiky Gnahy.
|